Akon’ny Volana Septambra 2026
Isaorana an’Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny Alahady 20 septambra 2026 lasa teo ny fitsangatsanganana izay notanterahan’ny fitandremana Nazareta…
Mifalia mandrakariva, Mivavaha, ka aza mitsahatra Mofonaina - Zoma, faha 9 oktobra 2026.
Prédication du dimanche 19 Avril 2026 | Culte FJKM et EPUDF Brest, par RABESON Hery Andrianaivo.
Isaorana an’Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny Alahady 20 septambra 2026 lasa teo ny fitsangatsanganana izay notanterahan’ny fitandremana Nazareta…
Tontosa soa aman-tsara ny alahady 24 mey 2026 lasa teo ny fanokanana diakona andiany voalohany izay misalotra ny anarana hoe…
« … aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro. »…
Ny vehivavy hendry dia samy manao ny tranony; Fa ny adala kosa mandrava ny tranony amin’ny tanany. Mandeha mahitsy izay…